Malgache

389 mots 2 pages
A LA PORTE | | T : Manahoana tompoko. | | J : Manahoana ô. | | T : Firy ianareo ? | Hanyan vannak? | J : Irery aho. | | T : Iza ny anaranao ? | | J : I Jessica ny anarako. Ity ny pasipaoro ary ny billet. | T: Malagasy ve ianareo? | | J: Tsia. Tsy Malagasy aho fa frantsay. | | T: Ity misy taratasy mila fenoina. | Ime a papirok amiket ki kell tolteni. | J: Misaotra tompoko. | | T: Misy entana ve? | Van csomagja? | J: Misy entana telo. | | T: Seza telo amby roapolo, akaikin’ny Ramosé. | 23-as szek az ur mellett. | J : Misaotra. | | MICRO | | T : Tompoko lahy sy tompoko vavy, tongasoa eto amin’ny air madagascar. I Tunde ny anarako, ny hotesinareo. Eto Paris isika ary ho any Madagasikara, androany alakamisy sivy amby voapolo, oktobra, sivy sy roa arivo. Hariva ny andro. | SERVICE DE BOISSONS | T :Inona no sotronareo ? | Mit iszik? | J : Izaho dia misotro divay. Misy gazety ve? | T: Eny. Ity ny gazety. | | J: Misaotra. Azafady, mbola misy divay? | T: Eny. | | J: Aiza ny fidiovana? | | T: Ery ny varavarana, mahita ve ianareo? | Ott az ajto, latja? | J : Misaotra. | (Jessica part fumer dans les WC.) | TOILETTES | | T : Sokafo ny varavarana azafady tompoko ! Tsy mahazo mifoka sigara ato!!! | Nyissa ki az ajtot ! A dohanyzas tilos ! | J: Azafady. | (Jess s’assoit) | SERVICE REPAS | | T: Ity ny lovia, forisety, sotro ary antsy. Mbola mila divay ve azafady? | Ime a tanyer, a villa, a kanal, es a kes. Meg egy pohar bor? | J:. Ratsy ny Hanina. Ay marary aho. | (Elle vomit.) | T : Manahoana ianao ? | | J : Tsia. Azafady, azafady !!! | | T : Misotro toaka ianareo. Telo vera!!! | Alkoholt iszik ! Harom pohar ! | DANS MON ESPACE | (Jess vient me voir dans la nuit, je lis.) | T : Inona ny vaovao ? | | J : Tsia. Tsy mahita tory aho. Misy Lexomil ve ? | | T : Ity. | | J : Misaotra tompoko. | | T : Tsy misy fisaorana. | (Elle commence à me raconter sa vie.) | J :

en relation

  • Dossier sur haussman
    355 mots | 2 pages
  • Truk ki existe pas
    375 mots | 2 pages
  • Etats de veracruz et gerreroo au mexique
    387 mots | 2 pages
  • Exposé japon
    976 mots | 4 pages
  • Quelques notions de japonais
    406 mots | 2 pages
  • Plan detaille reseau de bus 2015 2016
    2188 mots | 9 pages
  • Moi clash
    2992 mots | 12 pages
  • Vocabulaire japonnais
    296 mots | 2 pages
  • la vendetta
    1408 mots | 6 pages
  • Tous les temps en Espagnols
    1559 mots | 7 pages
  • IMG_0002
    366 mots | 2 pages
  • transN plan littoral 2014
    826 mots | 4 pages
  • Elfique
    563 mots | 3 pages
  • Droit
    520 mots | 3 pages
  • Colonisation francaise a saint- domingue
    346 mots | 2 pages