Malagache

367 mots 2 pages
Zoma 11 Febroary 2011
FIVORIANA FIFIL FIEOVANA IDF
FANDRAISANA ISAN-TAONA FIFIL SYNODA EROPA

NOTONTOSAINA TAO AMIN’NY TOKA Hira:
Tenin’Andriamanitra: I Kor 11:17-34
Nitarika ny fivoriana: Filoha Komity fifil fileovana IDF.
Ireo tonga nanatrika ny fivoriana :Pastora Andriamalala Edson ;Razafinarivo Harisoa;Fanohizany Bakoly;Rakotoarimiza Fanomezantsoa;Rafararano Elinjanahary; Rakotovao Joseph;Rakotovao Sylvia; Razakasendra Isabelle;Nomenjanahary Domoina.
Nasaina manokana:Ramandratosoa Zaka.

Nahazoana fialan-tsiny:Dadatoa Razafindrabe Andre; Katekista Doulin Saholy;
Tsy tonga: Katekista Randriamiharisoa Hans.
LAHADINIKA: Fanomanana ny fandraisana ny isan-taona FIFIL SP-FLME
1/ TOERANA
2/ FITAOVANA
3 FANDRAISAMBAHINY
4/ SAKAFO
5 ARA-BOLA
6/SAMIHAFA.

1/ Ny toerana dia tapaka fa ao amin’ny renivohi-mpitandremana, rehefa nangatahana ny hevitry ny Filoha mpanampy avy ao FLM Malakoff, sy ny tsangatanana 100% ny Komity
2/ hanangana chapiteau eo antokotany, ny miandraikitra io dia Pasteur Randriamalala Edson Ny FDL Ny KTLM
Ny fananganana dia ny zoma 18 martsa 2011
Ny fitanterana dia atao ny alakamisy 17 martsa2011
Ny fitaovana dia hindramina, ka tsy misy hofany, fa ny fitanterana sy ny fanaterana ary ny fananganana azy no hiantsoroan’ny fifil.
Misy seza 60 sy latabatra 20x10places miaraka amin’ny chapiteau.
3/ ny fitsenana sy ny fanaterana any amin’ireo seranana (Gares) dia iantsoana ireo chauffeurs (sabotsy sy alahady),
Ny fandraisana ireo raiamandreny (pastora, katekista, raiamandreny ny Toby…) dia isan tokatrano*
Ny daholobe dia samy manao reservation any amin’ny hotel*1
4/ SAKAFO
_asabotsy 19 martsa 2011 aminy 12 ora atoandro, fandraisana ny vahiny :SANDWICH Gouter katska, dite, café, chocolat, gateaux… Mikarakara sy mahandro ny FBL Asabotsy ariva, vary amin’anana - saucisse – rano – fruits de saison

en relation

  • Ingénu chapitre 7
    970 mots | 4 pages
  • le lean management de l'hopital
    510 mots | 3 pages
  • Pas un seul
    545 mots | 3 pages
  • Etude inde
    1229 mots | 5 pages
  • Les biocarburants
    318 mots | 2 pages
  • Discours sur la mort
    916 mots | 4 pages
  • Leçon de japonais
    366 mots | 2 pages
  • Théorie des jeux et économie comportementale
    7887 mots | 32 pages
  • Théorie de la derive des continents
    2759 mots | 12 pages
  • Teori stage
    267 mots | 2 pages
  • Les restes des fils d'adam/ndesiti doomi aadama
    3930 mots | 16 pages
  • Le lamba
    3247 mots | 13 pages
  • Dcumentaion lithérature
    519 mots | 3 pages
  • Te marae o taputapuatea
    467 mots | 2 pages
  • Droit
    5221 mots | 21 pages