Rôles des responsables communaux

992 mots 4 pages
ADIDY SY ANDRAIKITRA EO ANIVON’NY KAOMININA :

Ben’ny tanana :

• Izy no tomponandraikitra voalohany amin’ny fitantanana ny mpiasa sy ny fananan’ny Kaominina.
• Miantoka ny fahatanterahan’ny fankatovana ataon’ny mpanolotsaina Kaominaly.
Ben’ny tanana :
Chef de l’administration : lehiben’ny administration ny Kaominina 1. Tompon’andraikitra amin’ny fampandehanan-draharaha ny Kaominina, ary tohanan’ny birao mpanatanteraka 2. Izy no mifidy ireo olona hiara-miasa aminy, ao anatin’izany ny adjoint izay hametrahany andraikitra manokana ; marihina moa fa ny isan’ny birao mpanatanteraka dia miankina amin’ny ben’ny tanana ary koa miankina amin’ny tetibolan’ny kaominina 3. Tompon’andraikitra amin’ny fitantanana ny mpiasa sy ny fananan’ny Kaominina 4. Manatanteraka ny zavatra tapaka ao amin’ny mpanolotsaina 5. Officier d’état civil 6. Mamolavola sy manome alalana amin’ny fanatanterahana ny tetibola

Ben’ny tanana lefitra:

• Ny ben’ny tanana sy ireo lefitra dia mpitari-draharaha (Officier) ny Etat Civil ;
• Ny lefitra no tomponandraikitry ny fanamarinana (Légalisation) ny sonia rehetra sy ny fanamarinana (certification) ny peta-tondro natao teo anatrehany.

Ny Mpanolotsaina :
Birao : • 1 Filoha • 1 Filoha Mpanampy • 2 Mpapakateny
Ny karazana vaomiera (commissions) misy : • vaomieran’ny vola, • sosialy, fanatanjahatena ary kolotoraly • fikarakarana sy fanajariana ny tanàna ary fampandrosoana • fifandraisana sy vaovao
Ny Karazana session • session ordinaire : misy 2 • session extraordinaire : araky ny filan’ny Kaominina fa tsy mihoatra ny 03 andro

Asany : • Mandany ny vinavina tetibolan’ny kaominina • Manome fahefana ny Ben’ny tanàna hanatanteraka ny asa eo anivon’ny Kaominina • Tompon’andraikitra amin’ny fanaraha-maso ny zavatra tapaka tao amin’ny mpanolotsaina • Mpampihavana

Ny Secrétaire Général:

Raha misy izy dia izy no eo an-tampon’ny fitantanana ao amin’ny

en relation

  • Truk ki existe pas
    375 mots | 2 pages
  • Etats de veracruz et gerreroo au mexique
    387 mots | 2 pages
  • Ingénu chapitre 7
    970 mots | 4 pages
  • Communaut De Communes
    817 mots | 4 pages
  • Etude inde
    1229 mots | 5 pages
  • chou
    285 mots | 2 pages
  • Andromaque Acte 5 scène 5
    554 mots | 3 pages
  • Conflit au nil
    1332 mots | 6 pages
  • la vendetta
    1408 mots | 6 pages
  • Droit
    3453 mots | 14 pages
  • Leçon de japonais
    366 mots | 2 pages
  • dossier
    286 mots | 2 pages
  • Théorie des jeux et économie comportementale
    7887 mots | 32 pages
  • Bac blanc svt
    726 mots | 3 pages
  • le Burundi
    5245 mots | 21 pages