la nature

13499 mots 54 pages
TA H I R Y

Numéro 30

ans

Mitoetr a, mivoatr a, mibanjina ny ho avy
Mitoetr a, mivoatr a, mibanjina ny ho avy

S e r a s e r a n ’ n y Ta h i r i m b o l a m - pa n j a k a n a

AVRIL

B u l l e t i n m e n s u e l d ’i n fo r m at i o n e t d e l i a i s o n d e l a D i r e c t i o n G é n é r a l e d u Tr é s o r

Tahirimbolam-panjakana : pejy vaovao

N

ankalazaina nanetriketrika nandritra ny herintaona ny fahadimampolo taonan’ny
Ta h i r i m b o l a m - p a n j a k a n a
Malagasy. Ny 11 aprily 1963 tokoa mantsy no nandraisan’ny Malagasy ny fitantanana ny Tahirimbolampanjakana, raha ny Frantsay no nitazona izany nandritra ny fanjanahantany sy taty aoriana kelin’ny Fahaleovantena.

Maro no milaza fa tsy fotoanan’ny fanaovana fetibe makotrokotroka izao, satria miaina anatin’ny fitsitsiana ny Fanjakana. Ny
Tahirimbolam-panjakana kosa mihevitra fa tsy tokony havela handalo fotsiny izany fahaleovantena ara-pitantanana izany.
Ny antony dia satria izany fahadimampolo taona izany tokoa no fotoana mendrika indrindra ampahafantarana ireo izay tsy mbola nahalala, anamafisana ho an’ireo izay efa nahalala, ary koa ampahatsiahivana an’ireo izay nanadino, ny lalana nodiavin’ny
Ta h i r i m b o l a m - p a n j a k a n a
Malagasy. Fotoana mendrika indrindra ihany koa ampitana ny fomba heverin’ny Tahirimbolampanjakana hitantanana ny volambahoaka amin’ny hoavy, ny taompankalazana toy izao.
Mety ho maro no mametrapanontaniana hoe vola avy aiza no nentina nanaovana ny lanonam-panokafana, ny fitetezamparitra, ary ny lanonam-pamaranana. Fanampiana avy amin’ireo mpiara-miombona antoka isankarazany no nahafahana nanatontosa ny ankamaroan’ny hetsika izay notanterahina. Efa ombieny ombieny no nandefasana ny anaran’izy ireo tany amin’ny haino

Rétrospectives de la célébration

Ny azony lazaina kosa ankehitriny, dia nahazoany lesona ny lasa.
Hanao izay ho afany izy hiadiana amin’ireo izay mitady tombontsoa manokana sy mampiasa

en relation

  • Truk ki existe pas
    375 mots | 2 pages
  • Etats de veracruz et gerreroo au mexique
    387 mots | 2 pages
  • Adjectives et couleurs en polonais
    319 mots | 2 pages
  • Refuge et bouddhicita
    295 mots | 2 pages
  • Ingénu chapitre 7
    970 mots | 4 pages
  • Plan detaille reseau de bus 2015 2016
    2188 mots | 9 pages
  • Etude inde
    1229 mots | 5 pages
  • chou
    285 mots | 2 pages
  • asimbonanga
    496 mots | 2 pages
  • Le horla de guy de maupassant
    1069 mots | 5 pages
  • Discours sur la mort
    916 mots | 4 pages
  • Leçon de japonais
    366 mots | 2 pages
  • dossier
    286 mots | 2 pages
  • Developpement de l'ecriture en mesopotamie
    2211 mots | 9 pages
  • Droit
    5221 mots | 21 pages